Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : mpandevona | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Mpanan-karena mahihitra ka mihary ho an' ny mpandevina. [2.558 #2572]
Mpanan-karena mahihitra: mihary ho any ny mpandevina. [2.653] Mpanan-karena mahihitra: mihary ho an' ny mpandevina. [2.165 #1432] Mpanan-karena mahihitra : mihary ho an' ny mpandevona. [2.415 #2311] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Riche qui est avare : il amasse pour des prodigues. [2.415 #2311]
Un riche avare amasse pour ceux qui l' enseveliront. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Parce que les ensevelissements nécessitent de grandes dépenses. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||