|
|
|
|

Index

Proverbes : mosalahy

Proverbe 1Aza manao mosalahy, fa mana-mizana. [2.653 #484, 2.415]
Aza manao tomba-maso, fa mana-mizana. [2.653 #484, 2.415]
Traduction françaiseN' agissez pas au hasard, n' évaluez pas à vue d' oeil, puisque vous avez une balance. [2.415]
Interprétation françaiseIl ne faut pas agir par à-peu-près et à la légère. [2.415 #4367]

Proverbe 2Manao mosalahy mandrakariva hoatry ny mpivarotra tsy mana-mizana. [2.415 #4390]
Manao mosalahy mandrakariva, ohatra ny mpivarotra tsy mana-mizana. [2.653]
Manao mosalahy ohatra ny mpivarotra tsy mana-mizana. [2.558]
Traduction françaiseAgir toujours au hasard, comme un marchand qui n' aurait pas de balance. [2.415 #4390]
Interprétation françaiseAgir par à-peu-près et à la légère. [2.415 #4390]

Proverbe 3Manao mosalahy ny aina. [2.415 #6295]
Traduction françaiseRisquer la vie follement. [2.415 #6295]

Index