Index |
|
|
|
Proverbes : milefitra
|
|
|
Proverbe 1 | Antsibe tsara ofana ireo, adidy tsy mba mahadilo ; lefona tsara varombo, atomboka tsy mba milefitra ; tangen-tsara hafatra, tsy mba mena-maso mitsara. [2.415 #616]
|
Traduction française | Les chefs sont comme des coutelas bien trempés qui ne s' émoussent pas en tranchant ; comme des lances bien emmanchées qui ne plient pas en pourfendant ; comme le tanguin qui exécute fidèlement ce dont on le charge et juge avec impartialité. [2.415 #616]
|
Interprétation française | Paroles du roi Andrianampoinimerina à son fils Radama ; elles servaient d' éloges pour ceux qui travaillaient bien. [2.415 #616]
|
|
|
Proverbe 2 | Izay fatra-pandà ihany no manaiky. [1.1]
|
Interprétation malgache | Matetika ireo mikiribiby manda mafy ihany no milefitra manaiky amin' ny farany. [1.1]
Ny ela manova zavatra ka ny nolavina mafy tamin' ny voalohany lasa ekena atý aoriana. [1.1]
|
|
|
Proverbe 3 | Loha vaingo tsy manoa randrana. [1.1]
|
Interprétation malgache | Enti-milaza olona miavonavona tsy mety milefitra. [1.1]
|
Traduction française | Tête diforme qui ne se laisse pas tresser les cheveux. [1.3]
|
Interprétation française | Caractère orgueilleux qui ne plie pas. [1.3]
|
|
|
Proverbe 4 | Vero notaingenam-pody : tsy folaka fa milefitra. [2.558 #4934]
|
|
|
Index |
|
|