Index |
|
|
|
Proverbes : mianefitra
|
|
|
Proverbe 1 | Aleo maty olo-malaina, toy izay vaky vilany an' efitra. [2.165 #701, 2.558 #127]
Aleo maty olo-malaina toy izay vaky vilany mianefitra. [2.653 #100, 1.1]
|
Interprétation malgache | Enti-milaza fa latsa-bidy noho ny vilany ny olona kamo. [1.1]
Enti-milaza ny fahatsinontsinon' ny olo-malaina, kamo (ny fahafatesany dia tsy mitondra fahavoazana firy miolotra amin' ny fahavakisam-bilany any an' efitra, izay mafy tokoa satria tsy ahitana na inona na inona horaisina hahandroan-kanina any. [1.1]
|
Traduction française | Il vaut mieux laisser mourir un serviteur paresseux plutôt que de casser une marmite quand on est en voyage dans un désert, - où on ne peut s' en procurer une autre. [2.165]
|
|
|
Proverbe 2 | Toy ny mpirahalahy mianefitra : izy tokiko ary izaho tokiny. [2.558 #4305]
|
|
|
Index |
|
|