|
|
|
|

Index

Proverbes : manalalana

Proverbe 1Tsy tia, tsy tia, kanefa manalalana, ho any ihany ka be safary, mila fitia mba hanampy, ka manala ny mby an-koditra. [2.558]
Tsy tia, tsy tia, kanefa manalalana ; ho any ihany, ka be safary ; mila ny fitia mba hanampy, ka manala ny mby an-koditra. [2.415 #1413]
Tsy tia tsy tia, kanefa manalalana ; ho any ihany ka be safary ; mila ny fitia mba hanampy ka nanala ny mby an-koditra. [2.653]
Traduction françaiseOn répète qu' on n' aime pas, et pourtant on envoie des messages ; on y va, mais on use de détours ; on cherche des affections pour se sentir secouru, et on se dépouille de ce qui est déjà sur la peau. [2.415 #1413]
Interprétation françaiseSe disait du manège de l'homme qui rejette sa femme pour en prendre une autre. [2.415 #1413]

Index