Index |
|
|
|
Proverbes : koha-maina
|
|
|
Proverbe 1 | Hikoha-maina aza hataony, ka mainka fa misy ny sery hanolahana. [2.653 #1072]
Hikoha-maina aza hataony ka mainka fa misy sery hanolahana. [2.165 #896, 2.558 #1338]
Koha-maina aza ataony, indrindra fa misy sery kely hanolahany. [1.1]
|
Interprétation malgache | Izay vonona hamorona antonanton-javatra mba hanaovana izao sy izao dia vao mainka koa ho faly raha misy zavatra kely hohararaotiny. [1.1]
|
Traduction française | Comme il tousserait même sans être malade, il toussera bien plus encore s' il a un rhume. [2.165 #896]
|
|
|
Index |
|
|