Index |
|
|
|
Proverbes : iverenana
|
|
|
Proverbe 1 | Aoka hatao asa am-balabe : ny manana ny tsy efa hiverenana. [2.415 #3833, 2.558 #322, 2.653 #274]
|
Traduction française | Qu' il en soit comme pour le travail des grandes rizières : on reviendra pour celui qui a un travail inachevé. [2.415 #3833]
|
Interprétation française | Se disait des gens qui promettent de s' entraider pour des travaux. [2.415 #3833]
|
|
|
Proverbe 2 | Ny lalam-be no tsy asian-dratsy, ny hiverenana. [2.165 #1168, 2.415 #6239]
Ny lalana no tsy asian-dratsy : mbola hiverenana aoriana. [2.558]
|
Traduction française | Le motif pour lequel on n' abîme pas la route, c' est qu' on y repassera. [2.415 #6239]
Si on ne salit pas la route, c' est qu' on y repassera. [2.165 #1168]
|
|
|
Proverbe 3 | Tsy misy hofitahin-tsy ho azo, fa ny hiverenan' ny atao no tsy toha. [2.558 #4715]
|
|
|
Index |
|
|