|
|
|
|

Index

Proverbes : inenina

Proverbe 1Hevitrevero ihany fa inenin' ny vata ny vary iray. [2.558 #1316]
Hevitrevero ihany, fa inenin’ ny vata no vary iray. [2.653]

Proverbe 2Saino, fa intelo miondrika, inefatra mitraka ; inenin' ny vata no vary iray. [2.415 #6152]
Traduction françaiseRéfléchissez, car il faut s' incliner trois fois, se relever quatre fois : ce sont six mesures de riz qui font une grande mesure. [2.415 #6152]
Interprétation françaiseOn n' a rien sans peine et sans réflexion. [2.415 #6152]

Index