Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : hasosorana | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Masoandro be lohataona, ka tsy manan-kasosorana aman' olona. [2.415 #3122]
Masoandro be lohataona, ka tsy manan-kasosorana amin-kavana. [2.415 #3122] Masoandro be lohataona ka tsy manan-kasosorana amin' olona. [2.558 #144] Masoandro be lohataona: tsy manan-kasoaorana amin’ olona. [2.653] Masoandro be lohataona : tsy manan-kasosorana amin' olona. [2.974] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | (C'est comme un) grand soleil de printemps: content de tout et de tous. [2.974 #67]
Soleil du printemps : il apporte du bonheur à tout le monde. [2.415 #3122] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Événement heureux, grand bienfaiteur. [2.415 #3122] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||