Index

Proverbes : antonony

Proverbe Antonony izay, hoy Rainibesahafa. [Rinara 1974 #299, Cousins 1871 #252]

Proverbe Aza atao mitsoaka an-tonony ohatra ny tohi-rofian' ankizy. [Houlder 1895]
Aza atao mitsoaka an-tonony toy ny tohy rofian' ankizy. [Rinara 1974 #412]
Traduction française Ne faites pas des nœuds qui se dénouent, comme ceux que font les enfants avec le raphia pour le rajouter. [Houlder 1895]

Proverbe Aza atao mitsoaka an-tonony, tahaka ny tohy rofian’ ny ankizy. [Cousins 1871 #362]

Proverbe Maty tsy antonony ohatra ny reniakoho nosingora-mahazaka. [Rinara 1974]
Maty tsy antonony, toy ny reny akoho nosongira-mahazaka. [Cousins 1871 #1668]

Proverbe Ny antonony saro-tadiavina. [Veyrières 1913 #2954, Cousins 1871 #2173]
Traduction française Le juste milieu, le convenable, voilà ce qui est difficile à trouver. [Veyrières 1913 #2954]

Proverbe Ny antonony sarotra ilaina. [Houlder 1895 #593]
Traduction française Il est difficile de trouver le juste milieu. [Houlder 1895 #593]

Index