| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbes citant le mot : afindrafindrao | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Na dia eo aza ny akanga tsara soratra, ny afindrafindrao tsy azo avela. [1.62] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation malgache | Tsy ny fomba aman-panao entin' ny vahiny avy any ivelany mihitsy no hanariana an'izay mahazatra sy maha izy ny tena, na dia atao aza hoe misy mitondra soa ihany amin'ireny fanao vahiny ireny. [1.62] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|