Chapitres et versets citant Gorjiasa

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
1M 4.1 Nitondra miaramila dimy arivo Gorjiasa, sy mpitaingin-tsoavaly voafantina arivo, Gorgias prit avec lui 5.000 hommes de pied et mille cavaliers d'élite, détachement qui partit de nuit
...............
1M 4.5 Dia tonga tamin' ny alina, tao an-tobin' ny Jodasa, Gorjiasa, nefa tsy nahita olona, ka lasa nikaroka azy ireo tany an-tendrombohitra, fa hoy izy: nandositra antsika izy ireo. Gorgias, de son côté, étant arrivé de nuit au camp de Judas, n' y trouva personne et se mit à chercher les Juifs dans les montagnes car, disait-il : "Ils fuient devant nous."
...............
1M 4.18 Ato an-tendrombohitra akaikintsika ato izao Gorjiasa sy ny miaramilany, ka tohay mafy aloha ny fahavalontsika, reseo izy, vao izay no hahazo maka ny babony tsy aman-tahotra hianareo. Gorgias et son détachement sont dans la montagne tout près de nous. Tenez tête maintenant à nos ennemis et combattez-les; après cela vous ramasserez le butin en toute sécurité."
1M 4.19 Mbola miteny eo Jodasa no indro niseho ny antoko-miaramilan' i Gorjiasa nivoaka avy ao an-tendrombohitra. Judas achevait à peine sa phrase qu' une section se fit voir épiant du haut de la montagne.
...............
1M 5.59 Ary nivoaka ny tanàna Gorjiasa mbamin' ny miaramilany, ka nandroso hitsena azy hianiany aminy. Gorgias et ses hommes sortirent de la ville à leur rencontre pour leur livrer combat.

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 8.9 Tsy niandry Ptolemea fa raikitra nanao ny raharaha teo no ho teo, ka naniraka an' i Nikanora zanak' i Patrokla, iray amin' ireo sakaizan' ny mpanjaka voalohandohany nitondra miaramila roa alina, fara-fahakeliny, avy amin' ny firenen-tsamihafa, handringanany ny firenen' ny Jody manontolo; nomeny azy ho mpanampy koa Gorjiasa, jeneraly zatra fatratra amin' ny zavatra momba ny ady. Ayant fait choix de Nikanor, fils de Patrocle, du rang des premiers amis, le roi l' envoya sans retard, à la tête d' au moins 20.000 hommes de diverses nations, pour qu' il exterminât la race entière des Juifs. Il lui adjoignit Gorgias, général de métier rompu aux choses de la guerre.
...............
2M 10.14 Ary Gorjiasa izay tonga lehiben' ny miaramila tamin' ireo faritany ireo, dia naka miaramila hafa firenena, sy nanararaotra mandrakariva izay azony iadina amin' ny Jody. Gorgias, devenu stratège de la région, entretenait des troupes mercenaires et saisissait toutes les occasions pour faire la guerre aux Juifs.
...............
2M 12.32 Taorian' ny Pantekoty izy ireo dia nandroso hamely an' i Gorjiasa izay komandy tao Idomea; Après la fête appelée Pentecôte, ils foncèrent contre Gorgias, stratège de l' Idumée.
...............
2M 12.35 Ny lehilahy mahery anankiray atao hoe Dositeo mpitaingin-tsoavaly tamin' ny antokon' i Basenoro nisambotra an' i Gorjiasa, dia nitarika azy tamin' ny kapaotiny sy nifaoka azy mafy, fa ny hahazo sambo-belona an' io olona voaozona io no niriny: kanjo niantoraka tamin' i Dositeo ity mpitaingin-tsoavaly Trasa anankiray, dia nanapaka ny sorony, ka afa-nandositra tany Maresa Gorjiasa. Le dénommé Dosithée, cavalier du corps des Toubiens, homme vaillant, se rendit maître de la personne de Gorgias et, l' ayant saisi par la chlamyde, il l' entraînait de force en vue de capturer vivant ce maudit, mais un cavalier thrace, se jetant sur Dosithée, lui trancha l'épaule, et Gorgias s' enfuit à Marisa.
...............
2M 12.37 Izay, dia noventensiny tamim-peo avo amin' ny tenin-drazany ny akoran' ady sy ny hira, ka nirotsaka tampoka tamin' ny miaramilan' i Gorjiasa izy, nataony vaky nandositra ireo. Entonnant ensuite à pleine voix dans la langue des pères le cri de guerre avec des hymnes, il mit en déroute les gens de Gorgias.