<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 9:20 | But if not, let fire come out from |
Fa raha tsy izany kosa, dia aoka hisy afo hivoaka avy amin' i Abimeleka ka handevona ny mponina ao Sekema sy ny olona ao Milo; ary aoka koa hisy afo hivoaka avy amin' ny mponina ao Sekema sy ny olona ao Milo ka handevona an' i Abimeleka. | Fa raha tsy izany, dia aoka Abimeleka hivoaka afo ka handevona ny mponina ao Sikema mbamin' ny ankohonan' i Melao ary ny mponina ao Sikema mbamin' ny ankohonan' i Melao koa hivoaka afo ka handevona an' i Abimeleka. | Sinon, qu' un feu sorte d' |