<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 3:8 | Therefore the anger of the |
Dia nirehitra tamin' ny Isiraely ny fahatezeran' i Jehovah, ka nivarotra azy ho eo an-tànan' i Kosan-risataima, mpanjakan' i Mesopotamia, Izy; dia nanompo an' i Kosan-risataima valo taona ny Zanak' Isiraely. | ka nirehitra tamin' Israely ny fahatezeran' ny Tompo; namidiny ho eo an-tànan' i Kozana-Rasataima mpanjakan' i Mesopotamia izy, dia nanompo an' i Kozana-Rasataima valo taona ny zanak' Israely. | Alors la colère de |