<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 3:19 | But he himself turned again from the quarries that were by |
Fa nony tonga teo amin' ny fihadiam-bato izay any Gilgala kosa izy, dia niverina ka nanao hoe: Misy teny holazaiko mangingina aminao, ry mpanjaka ô. Dia hoy kosa izy: Mialà kely ianareo, rizareo. Ary izay rehetra nitsangana teo anoloany dia niala teo aminy. | fa izy kosa dia niverina, avy hatreo amin' ilay sampy vato akaikin' i Galgalà ka nanao hoe: Ry mpanjaka ô, misy zavatra tsy ambara telo holazaiko aminao. Ka hoy ny mpanjaka: Mangina! Dia nivoaka avokoa izay olona rehetra teo aminy. | Mais lui-même, arrivé aux Idoles qui sont près de |