<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 20:42 | Therefore they turned their backs before the men of |
Dia niamboho teo anoloan' ny lehilahy amin' ny Isiraely hankany amin' ny lalana ho any an-efitra izy, fa ny ady nahatratra azy: ary izay nivoaka avy tao amin' ny tanàna koa dia novonoiny teo. | ka niamboho teo anoloan' ny lehilahy ami' Israely izy ireo, nihazo ny làlana mankany an' efitra; nefa nenjehin' ny mpiady mafy izy; ary ny tao an-tanàna novonoiny samy eo amin' ny fitoerana nisy azy avy. | Ils s' enfuirent devant les gens d' |