<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 20:28 | And |
ary Finehasa, zanak' i Eleazara, zanak' i Arona, nijanona teo anoloany tamin' izany andro izany) ka nanao hoe: Mbola hivoaka indray va aho hiady amin' ny taranak' i Benjamina rahalahiko, sa hitsahatra? Ary hoy Jehovah: Miakara, fa rahampitso dia hatolotro ho eo an-tananao izy. | ary teo anoloany Finea zanak' i Eleazara zanak' i Aarona, tamin' izany andro izany, ary hoy izy ireo hoe: Mbola handeha hiady amin' ny taranak' i Benjamina rahalahiko ihany va aho sa tokony hitsahatra? Dia hoy Iaveh: Miakara fa hatolotro eo an-tànanao izy rahampitso. | et |