<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 20:10 | And we will take ten men of an hundred throughout all the tribes of |
Ary haka folo lahy isan-jato amin' ny firenen' Isiraely rehetra isika, dia zato amin' ny arivo, ary arivo amin' ny iray alina, mba haka vatsy ho an' ny olona, ka rehefa tonga any Gibean' ny Benjamina izy, dia araka ilay zavatra fady indrindra efa nataony teo amin' ny Isiraely no hataony aminy. | Ny fokon' Israely rehetra dia hangalantsika lehilahy folo isan-jato, zato isan' arivo, arivo isan' alina, handeha haka vatsy ho an' ny vahoaka, ka rahefa tonga izy, dia araka ny zavatra mahafa-baraka indrindra nataony tamin' Israely no hatao amin' i Gabaàn' i Benjamina koa. | et nous prendrons dans toutes les tribus d' |