<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 19:18 | And he said unto him, We are passing from |
Dia hoy izy taminy: Avy tany Betlehema-joda izahay ka hankarý an-tsisin' ny tany havoan' i Efraima, fa any no tany nihaviako; ary nankany Betlehema-joda aho, fa mpankany an-tranon' i Jehovah; ary tsy misy olona mampiantrano ahy; | Ary hoy ny navaliny azy: Avy tany Betleema any Jodà izahay, ka ho any amin' ny sisin' ny tendrombohitr' i Efraima izay tany nihaviako. Tany Betleema any Jodà aho, ary ho any an-tranon' ny Tompo, nefa tsy mba misy olona mampiantrano ahy akory. | Et l' autre lui répondit : " Nous faisons route de |