<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 18:1 | In those days there was no king in |
Ary tamin' izany andro izany dia tsy nisy mpanjaka teo amin' ny Isiraely; ary tamin' izany andro izany kosa ny firenen' i Dana nitady lova mba honenany, satria na dia hatramin' izany andro izany aza dia tsy mbola nahazo lova ho azy teo amin' ny firenen' Isiraely izy. | Tsy nisy mpanjaka teo amin' Israely tamin' izany andro izany; ary nitady zara tany honenany ny fokon' ny Danita, tamin' izany andro izany, fa tsy mbola nahazo anjara lova hatramin' izany andro izany izy eo afovoan' ny fokon' Israely. | En ce temps-là, il n' y avait pas de roi en |