<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 11:18 | Then they went along through the wilderness, and compassed the land of |
Dia nandeha nitety ny efitra izy ka nanodidina ny tany Edoma sy ny tany Moaba, dia tonga teo atsinanan' i Moaba, ka nitoby teo an-dafin' i Arnona, fa tsy niditra teo anatin' ny faritanin' i Moaba; fa Arnona no fari-tanin' i Moaba. | Rahefa izany, namaky ny efitra izy, ka nanodidina ny tany Edoma sy ny tany Moaba, dia tonga tany atsinanan' ny tany Moaba. Dia nitoby tany an-dafin' i Arnona izy ireo fa tsy nandroso tamin' ny faritr' i Moaba, fa i Arnona no faritr' i Moaba. | puis, s' avançant dans le désert, il contourna le pays d' |