<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 8:35 | There was not a word of all that |
Tsy nisy teny tamin' izay rehetra nandidian' i Mosesy, izay tsy novakin' i Josoa teo anatrehan' ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, mbamin' ny vehivavy sy ny ankizy madinika ary ny vahiny izay teo aminy. | Tamin' izay rehetra nandidian' i Moizy dia tsy nisy teny iray tsy novakin' i Josoe teo anatrehan' ny fiangonan' Israely rehetra, ny vehivavy sy ny zaza ary ny vahiny nitoetra teo afovoany. | Il n' y eut pas un mot de tout ce que |