<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 8:22 | And the other issued out of the city against them; so they were in the midst of |
Ary ireo tao an-tanàna nivoaka hamely azy, ka dia latsaka teo afovoan' ny Isiraely ny olona, fa ny Isiraely sasany teo an-daniny iray, ary ny sasany teo an-daniny iray koa; dia nifandafaran' ny Isiraely teo izy, ka tsy nasiany niangana na dia iray akory aza. | ry zareo kosa nivoaka tao an-tanàna hitsena azy ka tonga voalafatry ny Israelita ny mponina tao Haia, ny sasany avy ao an-daniny iray, ny sasany koa avy ao an-kilany iray; ka noresen' ny Israelita izy, ka tsy nasiany olona iray sisa velona na afa-nandositra. | Les autres sortirent de la ville à leur rencontre, de sorte que les gens de |