<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 7:25 | And |
Ary hoy Josoa: Adray ny loza nampidirinao taminay! Mba hahatonga loza aminao kosa Jehovah anio. Dia nitora-bato azy ny Isiraely rehetra ary nandoro ireny tamin' ny afo sady nanangom-bato teo amboniny. | Dia hoy Josoe: Nahoana no dia nampikorontana anay hianao? Mba hokorontanin' ny Tompo koa hianao anio. Dia nitora-bato azy Israely rehetra. Nodorana tamin' ny afo izy ireo ary notoraham-bato, |