<-
->

Jos 5:16 Ary hoy ilay filohan' ny tafik' Iaveh tamin' i Josoe: Esory hiala amin' ny tongotrao ny kapanao, fa masina io tany ijanonanao io. Dia nataon' i Josoe izany.