<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 24:12 | And I sent the hornet before you, which drave them out from before you, even the two kings of the |
Dia nampandehaniko teo anoloanareo ny fanenitra, Izay nandroaka azy teo anoloanareo, dia ny mpanjaka roa tamin' ny Amorita, fa tsy tamin' ny sabatrao. na tamin' ny tsipìkanao. | Nalefako teo alohanareo ny fanenitra izay nandroaka an' ireny teo anoloanareo, mbamin' ny mpanjaka roa tamin' ny Amoreana: tsy tamin' ny sabatra aman-tsipìkanareo no nahatanterahan' izany. | J' envoyai devant vous les frelons qui chassèrent devant vous les deux rois amorites, ce que tu ne dois ni à ton épée ni à ton arc. |