<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 22:5 | But take diligent heed to do the commandment and the law, which |
Kanefa mitandrema tsara mba hanaraka ny didy sy ny lalàna izay nandidian' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, anareo, hitiavanareo an' i Jehovah Andriamanitrareo sy handehananareo amin' ny lalany rehetra sy hitandremanareo ny didiny sy hifikiranareo aminy ary hanompoanareo Azy amin' ny fonareo rehetra sy ny fanahinareo rehetra. | Kanefa tandremo tsara ny hanaraka ny fitsipika aman-dalàna nandidian' i Moizy mpanompon' ny Tompo anareo, ka tiava an' ny Tompo Andriamanitrareo, mandehana amin' ny làlany rehetra, mitandrema ny didiny, miraiketa fo aminy, ary manompoa azy ami' ny fonareo rehetra sy amin' ny fanahinareo rehetra. | Seulement, prenez bien soin de mettre en pratique le commandement et la Loi que |