<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 18:9 | And the men went and passed through the land, and described it by cities into seven parts in a book, and came again to |
Dia lasa ireo lehilahy ireo ka nandeha nitety ny tany, dia nanoratra azy tamin' ny taratasy, ka nataony fito toko, araka ny tanàna, ary dia tafaverina tany amin' i Josoa tao an-toby tao Silo izy. | Nandeha ireo lehilahy ireo, ary noteteziny ny tany, nalahany tamin' ny boky ny toetrany isan-tanàna, nataony fito toko, dia niverina tany amin' i Josoe tao an-toby tao Silao izy. | Ces hommes partirent, traversèrent le pays et le décrivirent par villes, en sept parts, sur un livre, puis ils retournèrent trouver |