<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 18:16 | And the border came down to the end of the mountain that lieth before the valley of the son of |
dia nidina hatramin' ny faran' ny tendrombohitra, izay tandrifin' ny lohasahan' ny taranak' i Hinoma, eo amin' ny Lohasahan' ny Refaita eo avaratra, ka nidina hatramin' ny lohasahan' i Hinoma, hatramin' ny ilany atsimon' ny Jebosita, ka nidina hatrany En-rogela, | dia nidina ny faritra avy amin' ny faran' ny tendrombohitra izay tandrifin' ny lohasahan' ny taranak' i Enoma, ao amin' ny tany lemaky ny Rafaima, eo avaratra; dia nidina indray nandeha amin' ny lohasahan' i Enoma, mankamin' ny kisolasola atsimon' ny Jeboseana, dia nidina hatrany amin' ny loharanon' i Rogela; | puis elle descendait à l' extrémité de la montagne qui fait face à la vallée de |