<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 17:16 | And the children of |
Dia hoy ny taranak' i Josefa: Tsy ampy ho anay ny tany havoana; ary manana kalesy vy ny Kananita rehetra, izay monina any amin' ny tany lemaka, dia izay any Beti-sana sy ny zana-bohiny ary izay any amin' ny tany lemaka Jezirela. | Fa hoy ny taranak' i Josefa: Ny tendrombohitra dia tsy omby anay, nefa samy manan-kalesy vy avokoa ao amin' ny Kananeana rehetra monina amin' ny tany lemaka, na ireo any Betisàna sy ny tanàna momba azy, na ireo amin' ny lohasahan' i Jezraela. | Les fils de |