<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 11:8 | And the |
Ary Jehovah nanolotra azy teo an-tànan' ny Isiraely izay namely azy ka nanenjika azy hatrany Sidona lehibe sy hatrany Misrefota-maima ary hatramin' ny lohasaha Mizpa atsinanana; dia namely azy izy mandra-paha-tsy nisy niangana na dia iray akory aza. | Natolotry ny Tompo teo an-tànan' Israely izy ireo, ka nasiany sy nenjehiny hatrany Sidona lehibe sy hatrany amin' ny ranon' i Maserefota ary hatrany amin' ny lohasahan' i Masfà any atsinanana; nasiany ireny ka tsy navelany hisy afa-nandositra na dia iray aza. |