<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 11:23 | So |
Dia lasan' i Josoa avokoa ny tany rehetra, araka izay rehetra nolazain' i Jehovah tamin' i Mosesy; ary nomen' i Josoa ho lovan' ny Isiraely izany, araka ny fizaran' ny fireneny. Dia nitsahatra ny ady ka nandry ny tany. | Azon' i Josoe avokoa ny tany rehetra araka ny voalazan' ny Tompo tamin' i Moizy, ka nomen' i Josoe ho lovan' Israely, natokany araka ny fokony avy. Dia nitsahatra tamin' ny ady ny tany. |