<- -> |
[King James Bible] 1st Letter to the Thessalonians |
[Baiboly 1865] 1 Tesalonianina |
[Baiboly Katolika] Tesalonisiana I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Paul aux Thessaloniciens |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
1Te / 1Tes 1:5 | For our gospel came not unto you in word only, but also in power, and in the Holy |
fa ny filazantsaranay tsy tonga teo aminareo tamin' ny teny ihany, fa tamin' ny hery koa sy ny Fanahy Masina ary ny fahatokiana be, araka ny ahafantaranareo izay toetry ny fitondran-tenanay teo aminareo noho ny aminareo. | satria ny fitorianay ny Evanjely tany aminareo dia tsy tamin' ny teny ihany, fa tamin' ny hery koa, sy tamin' ny Fanahy Masina, ary tamin' ny fampiekena tanteraka; sady fantatrareo koa izay toetranay tany aminareo ho an' ny famonjena anareo. | Car notre |