<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 8:1 | And |
Ary Saoly mba nankasitraka ny namonoana azy koa. Ary tamin' izany andro izany dia nisy fanenjehana mafy tamin' ny fiangonana tany Jerosalema; ka dia niely teny amin' ny tany Jodia sy Samaria izy rehetra, afa-tsy ny Apostoly ihany. | Tamin' izany andro izany, dia nisy fanenjehana mafy tamin' ny Eglizy tao Jerosalema, ka niely tany Jodea sy Samaria izy rehetra, afa-tsy ny Apostoly ihany. |