<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 7:4 | Then came he out of the land of the |
Dia niala tamin' ny tanin' ny Kaldeana izy ka nonina tany Harana; ary rehefa maty ny rainy, dia nafindran' Andriamanitra niala teo izy hankany amin' ny tany izay onenanareo ankehitriny. | Dia niala tamin' ny tanin' ny Kaldeana izy ka nonina tany Haràna. Ary nony maty rainy, dia nasain' Andriamanitra hifindra amin' ity tany onenanareo ankehitriny ity izy. | Il quitta alors le pays des |