<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 7:36 | He brought them out, after that he had shewed wonders and signs in the land of |
Izy no nitondra ny olona nivoaka sady nanao fahagagana sy famantarana tany Egypta sy teo amin' ny Ranomasina Mena ary tany an-efitra efa-polo taona. | Izy ihany no nanafaka azy ireo, tamin' ny fahagagana amam-pamantarana nataony tany Ejipta, sy tao amin' ny ranomasina Mena, ary tany an' efitra efa-polo taona. | C' est lui qui les fit sortir, en opérant prodiges et signes au pays d' |