<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 26:22 | Having therefore obtained help of |
Ary noho ny fitahian' Andriamanitra ahy dia mbola maharitra mandraka androany aho ka manambara na amin' ny kely na amin' ny lehibe, ary tsy milaza na inona na inona afa-tsy izay nolazain' ny mpaminany sy Mosesy fa ho avy, | Noho ny fitahian' Andriamanitra àry no mbola velona aho mandraka ankehitriny mitory amin' ny kely sy ny lehibe, ary tsy manambara afa-tsy ny zavatra voalazan' i Moizy sy ny mpaminany rahateo hahatanterahany, | Soutenu par la protection de |