<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 22:5 | As also the high priest doth bear me witness, and all the estate of the elders: from whom also I received letters unto the brethren, and went to |
ary ny mpisoronabe sy ny loholona rehetra no vavolombeloko, sady izy no nandraisako taratasy ho amin' ny rahalahy, dia nankany Damaskosy aho, mba ho entiko am-patorana hankany Jerosalema koa izay hita teo, mba hampijalina. | Ny lehiben' ny mpisorona sy ny loholona rehetra no vavolombeloko; fa nandray taratasy tamin' izy ireo ho an' ny rahalahy aho, dia nankany Damasa hamatotra sy hitondra izay hita tao ho atý Jerosalema mba hampijalina. | comme le grand prêtre m' en est témoin, ainsi que tout le collège des anciens. J' avais même reçu d' eux des lettres pour les frères de |