<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 21:26 | Then |
Dia noraisin' i Paoly ireo lehilahy ireo, ary nony ampitso dia nanadio ny tenany niaraka taminy izy ka niditra teo an-kianjan' ny tempoly, nanambara ny fahatanterahan' ny andro fahadiovana mandra-panatitra ny fanatitra ho an' ny isan-dahy. | Dia nentin' i Paoly ireo lehilahy ireo, ka nony ampitso rahefa niara-nandio tena taminy izy, dia niditra tao an-tempoly, nilaza fa tapitra ny andro hahatanterahan' ny fandiovan-tena, dia tonga tao izy mandra-panatitra ny fanatitra ho an' ny isan-dahy. | Le jour suivant, |