<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 19:29 | And the whole city was filled with confusion: and having caught |
Ary nanerana ny tanàna ny tabataba; ary rehefa nisarika an' i Gaio sy Aristarko, lehilahy Makedoniana niara-dia tamin' i Paoly, izy, dia niray saina niriotra ho ao an-trano filalaovana. | Vetivety foana dia nanerana ny tanàna ny tabataba; nindaosin' ny olona i Gaiosa sy Aristarka avy any Masedonia izay niaradia tamin' i Paoly, ka nimaona nankany an-trano filalaovana izy rehetra. | Le désordre gagna la ville entière. On se précipita en masse au théâtre, y entraînant les |