<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 15:35 | Ary Paoly sy Barnabasy kosa nitoetra tany Antiokia; dia nampianatra sy nitory ny tenin' ny Tompo izy roa lahy mbamin' ny maro koa. | Ary Paoly sy Barnabe kosa nitoetra tany Antiokia, ka nampianatra sy nitory ny tenin' ny Tompo niaraka tamin' ny namany maromaro. |