<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 12:20 | And |
Ary Heroda tezitra loatra tamin' ny Tyriana sy ny Sidoniana; fa niray saina kosa ireo ka nankany aminy, ary rehefa nahazo an' i Blasto, mpitandrina ny trano fandrian' ny mpanjaka, ho sakaizany, dia nangataka fihavanana, satria ny taniny nivelona tamin' ny tanin' i Heroda. | Tezitra tamin' ny mponina any Tira sy Sidòna i Heroda fahizany. Koa nony efa nahazo an' i Blasta mpitandrina ny trano fandrian' ny mpanjaka ho sakaizany ry zareo ireo, dia niara-nanatona azy mba hangataka fihavanana taminy, satria ny tanin' i Heroda no niveloman' ny fireneny. |