<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 12:19 | And when |
Ary rehefa nitady azy fatratra Heroda, fa tsy nahita, dia nadininy ny mpiambina ka nasainy novonoina. Ary Heroda nidina niala tany Jodia hankany Kaisaria, dia nitoetra tany. | Rahefa nampikarohin' i Heroda izy, ka tsy hitany, dia ny mpiambina no nadininy sy nasainy hovonoina. Taorian' izany dia niala tany Jodea izy ka nankany Sezarea, ary nitoetra tao. |