<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 10:22 | And they said, |
Dia hoy ireo: Kornelio kapiteny, lehilahy marina sady matahotra an' Andriamanitra ka tsara laza amin' ny firenen' ny Jiosy rehetra, dia efa notoroan' anjely masina hevitra hampaka anao ho any an-tranony sy hihaino teny avy aminao. | Ary hoy ny navalin' ireo: Kornely kapiteny, lehilahy marina sy matahotra an' Andriamanitra ary ankasitrahan' ny Jody rehetra, no nahazo teny tamin' ny anjely masina anankiray mba hampaka anao ho any an-tranony, sy hihaino ny teninao. | Ils répondirent : " Le centurion |