<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 8:33 | They answered him, We be |
Ary ireo dia namaly Azy ka nanao hoe: Taranak' i Abrahama izahay, fa tsy mba andevon' olona hatrizay ela izay; koa nahoana no ataonao hoe: Ho afaka ianareo? | Dia hoy ny navalin' izy ireo azy: Taranak' i Abrahama izahay, ary tsy mba nandevozin' olona na oviana na oviana, ka ahoana no ilazanao hoe: Ho olona afaka hianareo? | Ils lui répondirent : " Nous sommes la descendance d' |