<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 21:23 | Then went this saying abroad among the brethren, that that disciple should not die: yet |
Ary niely tamin' ny rahalahy izany teny izany, fa tsy ho faty izany mpianatra izany; nefa Jesosy tsy nilaza taminy fa tsy ho faty izy, fa: Raha tiako hitoetra izy mandra-pihaviko, ahoanao izany? | Dia niely tamin' ny rahalahy fa hoe tsy ho faty izany mpianatra izany; nefa Jeso tsy nilaza hoe tsy ho faty izy, fa hoe: Raha tiako hitoetra izy mandra-pihaviko, mampaninona anao izany? | Le bruit se répandit alors chez les frères que ce disciple ne mourrait pas. Or |