<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 20:1 | The first day of the week cometh |
Ary tamin' ny andro voalohany amin' ny herinandro dia nandeha maraina koa mbola maizimaizina hankany amin' ny fasana Maria Magdalena ka nahita ny vato voaisotra tamin' ny fasana. | Ary tamin' ny andro voalohan' ny herinandro, dia lasa marainakoa mbola maizina nankany amin' ny fasana Madelena, ka nahita fa voaesotra tamin' ny fasana ny vato. | Le premier jour de la semaine, |