<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 18:16 | But |
Fa Petera nijanona teo ala-trano teo am-bavahady. Dia nivoaka ilay mpianatra anankiray, izay fantatry ny mpisoronabe, ka niteny tamin' ny mpiandry vavahady, dia nitondra an' i Petera niditra. | Fa Piera kosa nijanona tany ivelany tao akaikin' ny vavahady. Dia nivoaka ilay mpianatra izay fantatry ny lehiben' ny mpisorona, ka niteny tamin' ny vehivavy mpiandry vavahady, ary nampiditra an' i Piera. | tandis que |