<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 12:3 | Then took |
Ary Maria, rehefa naka menaka manitra nisy narda sady tsara no saro-bidy, lanjan' iray livatra, dia nanosotra ny tongotr' i Jesosy sy namaoka ny tongony tamin' ny volondohany; ary feno ny hanitry ny menaka ny trano. | Ary Maria kosa naka diloilo manitra saro-bidy lanjana iray livatra natao tamin' ny salohin' ny narda, dia nanosotra ny tongotr' i Jeso sy namaoka ny tongony tamin' ny volon-dohany, ka nandraraka eran' ny trano ny hanitry ny diloilo. | Alors |