<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 11:56 | Then sought they for |
Dia nitady an' i Jesosy ireo, raha nijanona teo an-kianjan' ny tempoly, ka niresaka hoe: Ahoana no hevitrareo? Tsy mba ho tonga amin' ny andro firavoravoana va Izy? | Dia nitady an' i Jeso izy ireo ka nifampilaza tao anatin' ny tempoly hoe: Ahoana no hevitrareo, dia tsy ho avy hamonjy ny fety ve izy? Ny lehiben' ny mpisorona sy ny Farisiana tamin' izany efa nandidy fa izay mahita ny itoerany dia tsy maintsy milaza, mba hisamborana azy. | Ils cherchaient |